Entrée mibitsika (bitsika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa
¶ Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mibitsika
nibitsika
hibitsika
mibitsiha

2010/05/14