|
|
|
|

Entrée1  mibofoka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  bofoka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: Asa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am-pandriany ao izy

Mis à jour le 2025/07/29