Entrée mibontana (bontana)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] vokoka, manan-trafo [Rakotosaona 1972]
   Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mibontana eo amin' ny hatoky ny zokiko [Rajemisa 1985]

2013/04/18