Entrée miboredika (boredika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana
¶ Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miboredika
niboredika
hiboredika
miboredeha

2013/04/18