Entrée miboroaka (boroaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika
Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony
Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý [1.1]
Explications en anglais To come through on the other side; to spurt out [1.7]
Explications en français Transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher [1.8]
Morphologie 
Présent : miboroaka
Passé : niboroaka
Futur : hiboroaka

Mis à jour le 2022/09/11