|
|
|
|

Entrée1  mibotetaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  botetaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy
Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany
Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa
Explications en anglais  9  [1.2] to be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby

Mis à jour le 2025/07/29