|
|
|
|

Entrée1  midangana
Radical  2 dangana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano [1.1]
5 misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana [1.13]
Explications en français  6 élevé [1.13]

Anagrammes  7 mandainga, mandaingà, 8 midangana

Mis à jour le 2025/11/17