Entrée midanika (danika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahamay sady manempotra: Midanika ny hainandro
¶ Manafana tena eo akaikin' ny afo, mamindro: Mahafinaritra ny midanika amin' ny afo amin' ny andro ririnina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be sultry, to be oppressively hot [Richardson 1885]
Définition française Se chauffer, se brûler au soleil ; être brûlant, étouffant: Aza midanika toy izany amy ny afo, sao marary ny andohanao (Ne vous chauffez pas ainsi au feu, de peur d'avoir mal à la tête) ~ Midaniha ny hainandro loatra hianao ka valaka (Vous vous chauffez trop au soleil et cela vous fatigue) ~ Midanika ny hainandro (La chaleur est étouffante) [Abinal 1888]

2013/09/08