Entrée mideboka (deboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza rano mamoaka feo fa voakapoky ny tanana: Tsy re akory ny fideboky ny rano tamin' izy nilomano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be splashed, to resound, as water splashed [Richardson 1885]
Définition française Retentir, résonner [Abinal 1888]
Morphologie 
mideboka
nideboka
hideboka

2013/09/09