Entrée midodododo (dodododo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka
¶ Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano
¶ Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to hurry to approach [Hallanger 1973]
Définition française se presser d'accourir [Hallanger 1974]
Morphologie 
midodododo
nidodododo
hidodododo
midodododoa
Citations 

2012/07/30