| Entrée | 1 midokadoka | 
| Radical | 2 dokadoka | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany [1.1] | 
| Explications en français | 5   pousser luxurieusement [1.3] | 
| Exemples | 6   nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny.
[2.59] | 
| Anagrammes | 7 midokadoka, 8 mikodakoda | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |