Entrée midradraka (dradraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha vao nahita ny afo nandray ny volombodintrano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to begin to weep profusely. [Richardson 1885]
Morphologie 
midradraka
nidradraka
hidradraka
midradraha

2010/05/06