Entrée midredro (dredro)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandokadoka izaitsizy, milelaka, misolelaka: Tsy misy mankaloiloy ohatra irony mpiasa fatra-pidredro irony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
midredro
nidredro
hidredro
midredroa

2010/05/14