Entrée midridridridry (dridridridry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
¶ Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
midridridridry
nidridridridry
hidridridridry
Citations 

2010/05/14