Entrée mierotra (erotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamoaka feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina eo am-patoriana: Tsy mahita tory i Naivo fa mierotra izaitsizy ny zokiny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mierotra
nierotra
hierotra
mierota
Citations 

2013/04/19