Entrée miesotra (esotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miala amin' ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa tsy mahavita na inona na inona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to go away [Hallanger 1973]
Traduction française   s'ôter, s'en aller [Hallanger 1974]
Morphologie  
miesotra
niesotra
hiesotra
miesora

Mis à jour le 2012/07/31