Entrée mievina (evina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to sneeze [Hallanger 1973]
Définition française éternuer [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mievina
nievina
hievina
mievèna
Exemples koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [Callet: Tantara, page 126]
Citations 

2012/07/31