Entrée | 1 mifakefake |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] mailaka, marisika: Olo moa ko mitoetoetsa amin'ny maimaiña fa tsa mba mifakefake, koaia tsa ho joa (Olona tsy mandray ravindena fa tsy mba marisika ka aiza no ahazo anjara) [Betsileo]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |