Entrée mifamatra (fatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifamatra
nifamatra
hifamatra
Mots composés, titres, noms 

Entrée mifamatra
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] mifanditra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06