| Entrée | 1 mifanahantsahana | 
| Radical | 2 sahantsahana | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Sahalahala [1.1] | 
| Exemples | 5   Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany.
[4.27#2013/10/07] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |