Entrée mifanaiky (aiky)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady
¶ Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy
¶ Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mifanaiky
nifanaiky
hifanaiky
mifaneke
Citations  

Mis à jour le 2010/05/14