Entrée mifanaizana (aizana)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the condition of the two youngest children in a family. [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2012/08/01