| Entrée | 1 mifanalavitra |
| Partie du discours | 2 verbe actif |
| Exemples |
3 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
[2.332]
4 mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643#8] 5 Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117#113] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|