Entrée mifanandro (anandro)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to take in turn, to be reciprocal, to alternate. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifanandro
nifanandro
hifanandro
mifanandroa

2012/08/01