Entrée | mifandetsy (letsy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan' olona vola ny tena, ka misambotra amin' ny tena kosa indray io olona io, tsy aloa ilay volany fa io fotsiny no analana [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |