|
|
|
|

Entrée1  mifandraidraika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  raidraika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity
Explications en anglais  8  [1.7] to lean toward each other; to resemble each other
Explications en français  9  [1.8] avoir une certaine ressemblance.
Exemples  10  [2.587#] Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo.
11  [2.69#] ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha;
Synonymes  12  mifandraika

Anagrammes  13  mifandaridarika, mifandraidraika

Mis à jour le 2025/07/29