| Entrée | 1 mifanesy |
| Radical | 2 sesy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy
[1.13] |
| Explications en français |
5 successif, de suite
[1.13] |
| Exemples |
6 Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary.
[2.245#47]
|
| Combinaisons | 7 zoro mifanesy |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|