|
|
|
|

Entrée1  mifankazatra
Radical  2 zatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara [1.1]
Explications en français  5 être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser:
6 Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~
7 Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde)
[1.3#869]
Exemples  8  Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra; [2.285#]
9  Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy [2.296#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/17