Entrée mifanolaka
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Enti-milaza ny olon-droa ka midrikina tsy mety manao fa miandry ny namany hanao azy nefa ny anankiray koa dia tsy hanao koa, mifanilaka [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31