Entrée mifatra (fatra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Voafatra: Vary folo mifatra no vokatray tamin' ity taona ity [Rajemisa 1985]
Définition anglaise measured. [Richardson 1885]

Entrée mifatra (fatra)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise to swear. (Prov.) See fanta. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifatra
nifatra
hifatra
mifara

2012/08/01