Entrée mifetsaka (fetsaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony
¶ Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to tumble down, to fall, to strike against, to hit. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifetsaka
nifetsaka
hifetsaka
mifetsaha

2012/08/02