Entrée mifofofofo (fofofofo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandrivotra fatratra
Mitovy hevitra: miasa ~ miezaka mafy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to blow hard [Hallanger 1973]
Définition française souffler fort [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifofofofo
nifofofofo
hifofofofo
Exemples Nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo. [Rajohanesa: Kintana]

2012/08/02