Entrée mifoka (foka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
¶ Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
¶ Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [Hallanger 1973]
Traduction française   aspirer; absorber; fumer [Hallanger 1974]
Morphologie  
mifoka
nifoka
hifoka
mifoha

Mis à jour le 2011/07/11