Entrée mifokatra (fokatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miseho, miseho andro: Nifokatratampoka ny fahavalo ~ Lasa izy vao nifokatra daholo ny ratsy rehetra vitany tao an-tanàna [Rajemisa 1985]
Définition anglaise same as mifohatra [Richardson 1885]
Morphologie 
mifokatra
nifokatra
hifokatra
mifokara

2013/04/22