|
|
|
|

Entrée1  mifongatra
Radical  2 fongatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho [1.1]
Explications en français  5 Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer:
6 Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~
7 Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~
8 Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant)
[1.3#184]
Exemples  9  Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona. [1.437#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 famingotra, 15 mifangotra, mifongatra

Mis à jour le 2025/11/17