|
|
|
|

Entrée1 miforitra
Radical  2foritra
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka.
5Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry.
6Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra.
7Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby.
8Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra. [1.1]
Explications en anglais  9Folded, turned down.. [1.2]
10to be folded. [1.7]
Explications en français  11être plié. [1.8]
Morphologie 
12 Présent :
13 Passé :
14 Futur :
15 Impératif :
Tous les mots composés  162 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/10/08