Entrée mifotetaka (fotetaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
¶ Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Stained, tarnished. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifotetaka
nifotetaka
hifotetaka

2012/08/04