Entrée mifotitra (fotitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
¶ Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
¶ Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [Rajemisa 1985]
Définition anglaise inverted
¶ incestuous
¶ turning round as an enraged animal. [Richardson 1885]
 to be turned end for end, to be turned the wrong way [Hallanger 1973]
Définition française êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifotitra
nifotitra
hifotitra
mifotera

2013/04/22