Entrée migigigigy (gigigigy)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Définition malgache Mifatotra mafy dia mafy tsy ahafaha-mikopoka: Nataonao migigigigy koa ny fatoran' ilay akohoka aiza no tsy hofaty izy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
migigigigy
nigigigigy
higigigigy
Citations 

2013/04/22