Entrée migoraraika (goraraika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Andrenesana feo avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Provincial] to roll as wind in the stomach [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Morphologie 
migoraraika
nigoraraika
higoraraika

2012/08/05