Entrée mihahohaho (hahohaho)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
¶ Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana
¶ Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to wrangle; to speak in a low tone. In the provinces it also means to disperse. [Richardson 1885]
Morphologie 
mihahohaho
nihahohaho
hihahohaho
mihahohahoa

Entrée mihahohaho
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mihetsiketsika sady misavoritaka [SLP 1986]
Définition française grouiller [SLP 1986]
Morphologie 
mihahohaho
nihahohaho
hihahohaho

2012/08/06