Entrée mihaingihaingy (haingihaingy (haingy))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena, na ny olona iaraha-mitoetra
Mitovy hevitra: misaingisaingy ~ misomaingisaingy [Rajemisa 1985]
Traduction française être confus, timide [Abinal 1888]
Morphologie 
mihaingihaingy
nihaingihaingy
hihaingihaingy
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31