Entrée mihalontralona (halontralona)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina
¶ Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [Richardson 1885]

2012/08/06