| Entrée | 1 mihamarivo | 
| Radical | 2 rivo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   Devenir peu profond [Vezo]
 [1.68] | 
| Exemples | 5   Fa i Sahabe toa mihamarivo indraindray.
[2.576] 6 fa ny ao atsimo dia misy tanjona mitranga avy ao atsinanana ka mahaety ny farihy, ary ny rano ao amin' io andilan-drano io dia mihamarivo, hatramin' ny 110 m. [1.38] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |