Entrée mihanaka (hanaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano
Mitovy hevitra: manenika [Rajemisa 1985]
 miely miandalana [SLP 1986]
Définition française faire tâche d'huile [SLP 1986]
Morphologie 
mihanaka
nihanaka
hihanaka
Citations 

2012/08/06