Entrée mihandrohandro (handrohandro)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihandrohandro
nihandrohandro
hihandrohandro

2010/05/14