Entrée mihantsika (hantsika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana
Mitovy hevitra: mamokoka ~ milantsika ~ miletsy ~ mivokoka [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mihantsika
nihantsika
hihantsika

Entrée mihantsika
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] mandra, mamaly [Rakotosaona 1972]

2013/04/23