Entrée mihatsaka (hatsaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Afaka ny ambinambiny miromborombo: Mbola vao teny an-tsena, dia nanaovan' i Bozy sahady ny satrony tsy mbola nihatsaka akory [Rajemisa 1985]

2009/02/23