Entrée mihavatravatra (havatravatra (havatra))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihavatravatra ohatra ny olona mararin-javatra ity tovolahy ity
Mitovy hevitra: mihoalahoala ~ mikofokofoka ~ mitsipatsipaka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihavatravatra
nihavatravatra
hihavatravatra
mihavatravara

2013/04/23