Entrée mihebiheby (hebiheby)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy
¶ Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra
¶ Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihebiheby
nihebiheby
hihebiheby
mihebihebe
Citations 

2010/05/14